|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampongatany |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Atao koa hoe Amponga fandrotrarana: fandrotrarana mihenjana amin' ny tsatoka kely anankiroa no aingain' ny tapa-kazo kely eo ambonin' ny lavaka voarakotra tain' omby maina ary dia velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa.
4(Kilalaon' ny ankizy). [1.1] |
| Voambolana | 5 Kilalao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|