|
|
|
|

Teny iditra1 ampongantsofina
Singan-teny  2amponga, 3sofina
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Elabakaka manampina ny fara vodin' ny fantson' ny tadiny ka mamindra ny fipaipaikan' ny rivotra voahetsiky ny feo amin' ny hozatra mankany amin' ny atidoha. [1.1]
Voambolana  6 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12