|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampoizina |
| Fototeny | 2fo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao.
5Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao?. 6Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be expected, anticipated, looked for..
[1.2] |
| Ohatra |
8 Am-poizina aza he, izany izy, ka mainka fa tsy ampoizina!
[2.4#]
9 Hita amin'ny toe-javatra niseho fa ny ady sisa ampoizina. [2.588#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|