|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampohiny
Fototeny  2 fohy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 [Betsimisaraka] sakany, zay fohy indrindra eo amin'ny zoron-trano roa mifanapaka [1.78]
5 [Sihanaka] antsakany [1.78]

Teny iditra (2/2)6  ampohiny
Fototeny  7 fohy
Sokajin-teny  8  anarana ampohy sy mpisolo

Fivaditsoratra  ampohiny, 9 mpihaino

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04