Teny iditra | ampodina | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Karazan-kazon' ala manopy vony ny hazony ary lava-lava mivaky telo ny raviny, fanao zaran-defona [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Arbre à bois jaune imitant le buis [1.3] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | ||||||
Tsipelina hafa | ampody | ||||||
Teny iditra | ampodina (ody) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | ampandoy, ampodina, dimpoana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |