|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampitondraina |
| Fototeny | 2tondra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Ohatra |
4 Navoakako ny vola arivo ariary nampitondrain' i Vola ahy handoavako ny
[2.4]
5 ary tsy misy mahita ny olona, ny marary hiany no mahita ny ampitondraina azy; [2.48] 6 Ireny olona ireny no ampitondraina vola ka hafarana zavatra kely tiana hovidiana, tsy mahandry ny tsenan-Jomà . [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|