|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampitomboina (tombo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  3  To be increased, to be made to increase; to be multiplied [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4  Qu'on augmente, qu'on multiplie [1.3#719]
Ohatra  5  Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina. [2.508#530]
6  Ka raha sivifolo ampitomboina inefatra indray tsy hanjary herintaona izany? [2.643#50]
7  Ny Fiangonana sy ny olona ao aminy dia nitahiry fahatsiarovana tsy maintsy ampitomboina. [1.369#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  ampitomboina (tombo)
Sokajin-teny  13  anarana
Voambolana  14  Matematika: rafitrisa
Fanazavàna teny frantsay  15  Multiplicande [1.13]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31