|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ampitaniankova |
| Singan-teny | 2hova |
| Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 ampitaniankova no anararan' ity havoana ity, satria eo ireny andevo marobe avarina avy any Imerina no mahatazana voalohany ny ranomasina hamarinana azy
[2.649#34]
|
| Voambolana | 5 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
|