|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampitahaina |
| Fototeny | 2taha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka ny akanjoko raha ampitahaina amin' ny anao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be compared.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on compare.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Raha ampitahaina amin' izany ny olona ankehitriny?
[2.245#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|