|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampiroboroboina |
| Fototeny | 2roborobo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4qu'on développe.
[1.5] |
| Ohatra |
5 ampiroboroboina ny fifaninana amin’ireo izay manolo-tena handray ny orinasa, ny birao misahana ny fanadihadiana, ny banky izay mety handray anjara amin’izany.
[4.27]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|