|
|
|
|

Teny iditra1 ampirafesina
Fototeny  2rafy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4(used of the woman or women). [1.7]
Ohatra  5 tsy azo ampirafesina ihany koa amina asa hafa matihanina ankoatra izany; [4.27#]
6 Tsy azo ampirafesina amin' ny raharaham-panjakana hafa nahavoafidy na amin' ny fisahanana anton-draharaha hafa ny fanaovana ny raharahan' ny Filohan' ny Repoblika. [2.114#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02