|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampinga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona..
[1.1] 4fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a shield, a buckler..
[1.2] 6a shield. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7bouclier.
[1.8] 8rondelle. [1.13] |
| Ohatra |
9 fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro.
[2.587#]
10 koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59#] |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 13Randzavola: ampinga ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 14 ampinga, 15 mapinga, 16 mpangia, 17 mpigana, 18 paminga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|