|
|
|
|

Teny iditra1 ampihimamba
Singan-teny  2fihina, 3mamba
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5fifehezan-tsamirery ara-pamokarana sy ara-barotra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6monopole. [1.13, 1.5#117]
Ohatra  7 nefa toa nateza manao ampihimamba, ary mamin' ny vola sy ny voninahitra mandramaty! [2.296#]
8 Tsy tokony hisy fanaovan' ny kompania amin' ny sehatra tsy miankina ampihimamba, misolo ny ampihimamba nataon' ny Fanjakana. [4.27#]
Voambolana  9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12