|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampifilafilaina |
| Fototeny | 2filafila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ampitambazanina: Nampifilafilainy erỳ ilay zanak' olona fa, anio, ilazany fa hangatahiny amin' ny iray volana; rehefa afaka iray volana indray, ilazany fa mbola hieritreritra izy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|