|
|
|
|

Teny iditra1 ampifanakalozina
Fototeny  2takalo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Ohatra  4 Raha sendra misy ady amin'i Great Britain sy Madagasikara (aoka horaran' Andriamanitra izany), ny sambobelona rehetra azon'izy roa tonta dia atao tsara fitondra, ary dia alefa rehefa vita ny ady na ampifanakalozina raha mbola miady. [2.366#236]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10