|
|
|
|

Teny iditra1 ampifampidirina
Fototeny  2iditra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Ohatra  4 Fa trano no tiana haorina eto. Aina no sitrakay hatambatra ho iray eto Taranaka hampifampidirina. [2.245#60]
5 ary dia nampifampidirina sy nampifanondanina tao an-katoka ireo notanana avy ao ivoho ka nisy niavovona be mihitsy ny an' ireo lava volo [2.436]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29