|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ampiana |
| Fototeny | 2ampy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ampitomboina mba ho bebe kokoa: Mbola tokony hampiana telo metatra itỳ lambako itỳ fa kely loatra ~ Ampio sira ny laoka fa matsatso.
5Omena hery fanohanana amin' ny asa atao: Ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be added to, to have an addition made to.
7Used of that to which an addition is made.. [1.2] 8to have an addition made to it; to be helped. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on augmente, qu'on aide.
[1.8] 10plus. [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15ory ampiana |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 17 ampi~ana |
| Sokajin-teny | 18 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 19 ampi~ana, ampiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|