|
|
|
|

Teny iditra1 am-pelatanana
Singan-teny  2fela, 3tanana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza zavatra ananan' ny tena eo amin' ny tena amin' ny fotoana iresahana: Tsy manana afa-tsy ariary zato aho izao eto am-pelatanako. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6at hand, available. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7sous la main, disponible. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11