|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 amparitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika itỳ raharahan' olona itỳ ry zalahy a. [1.1]

Teny iditra (2/3)4 amparitra
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Tsipika boribory ialan' ny tandrimo avy mandihy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7the bit of a brace used in carpenter's work.. [1.2]

Teny iditra (3/3)8 amparitra
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Vola farantsa taloha nisy sarin-drofia. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11a particular kind of dollar.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12Piastre entourée d' un cercle.
13La pièce de cinq francs à palme de laurier et de chêne. [2.415#6616]
Ohatra  14 Ary maro anarana ny farantsa fahalaloha: dia Behaoka, sy amparitra. [2.48]
Voambolana  15 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12