|
|
|
|

Teny iditra1 amparina
Fototeny  2ampatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io.
5Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin' ny teny nataony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be stretched out, as the legs, or a corpse immediately after death.. [1.2]
Ohatra  7 Aza ny alahelo havana no amparina, fa hevero ny loha ananan-tompo. [2.587#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 am-parany, 14 amparina, 15 mari-pana, 16 mpiarana, 17 rampaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02