|
|
|
|

Teny iditra1 ampangoro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony. [Betsimisaraka] [1.78]
4Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it.. [1.2]
6rice boiled dry and fragrant. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée. [1.8]
Voambolana  8 Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  9vary ampangoro
Mpanahaka  10 varymaina
Kamban-teny rehetra  11vary ampangoro
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 ampangoro, 14 mangora-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02