|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampango |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Takela-bary maina maimay sady manitra miraikitra amin' ny vody vilany nahandroana azy..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the burnt rice which sticks to the bottom of a cooking-pot on which water is poured..
[1.2] 5burnt rice sticking to the pot. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6croûte de riz qui adhère au pot après la cuisson.
[1.8] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 ampango, 11 amponga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|