|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampangaina |
| Fototeny | 2ampanga |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tondroina ho nanao ratsy, torina: Ampangainao ho nanao izany aho, nefa tsy teto akory aho tamin' io fotoana io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be accused of, to be charged with..
[1.2] 6to be accused. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on accuse, qu'on dénonce.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 ampangaina, 14 iampangana, 15 mpanagaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|