|
|
|
|

Teny iditra1 ampandreneso
Fototeny  2re
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampandrenesana [Fitanisana]
Ohatra  4 Mba ampandreneso ihany, fa izaho tsy manjaka aman-keloka. [2.298#32]
5 ampandreneso ny andro handevenana an' i Tompokolahy, fa te-hanome voninahitra azy aho. [2.270#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29