|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampandrenesina |
| Fototeny | 2re |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to be announced; to have something announced to one.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qu'on annonce; à qui on annonce, qu'on informe.
[1.8] 6qu'on fait savoir. [1.5#239] |
| Ohatra |
7 Izay vao ampandrenesina ny fokolonona
[2.436#59]
8 Dadabe, nampandrenesina ny resakay va ianao? [2.270#47] 9 Ary nampandrenesiny izahay mivady noho ny maha ray aman-dreny anay [2.59#321] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|