|
|
|
|

Teny iditra1 ampanataovana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Toerana misy fanataovana, izany hoe antontam-bato na zavatra hafa eny amoron-dalana izay natsipin' ny mpandalo nivoady na nangata-javatra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12