|
|
|
|

Teny iditra1 ampamolahana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Halavandrefy hatreo amin' ny tendron-drantsantanana iray ka hatramin' ny filefitry ny kihon' ny tanana ilany (refy latsaka hakiho no halavany). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [am-pamolahana] 4Une brasse moins une coudée. [2.415#6684]
Voambolana  5 Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12