|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampamelomantokana |
| Singan-teny | 2am-pamelomana, 3tokana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin' ny hitsin' ny nono havia ihany koa, izany hoe telon-jehy sy sasany na voantondro roa amby efapolo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[am-pameloman-tokana]
6Depuis le bout des doigts jusqu' au sein du même côté, le bras étant allongé et la main ouverte.
[2.415#6682] |
| Ohatra |
7 Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao.
[2.436#]
|
| Voambolana | 8 Toerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|