|
|
|
|

Teny iditra1 ampalesina
Fototeny  2ampaly
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Lamaina amin' ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza.
5Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany.
6Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nampalesina: enti-milaza olona roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra miseho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be smoothed with the ampaly leaves; fig.
8used of any business well arranged and conducted.. [1.2]
9to be sandpapered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10qu'on polit au papier verre. [1.8]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  15ampalina
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02