|
|
|
|

Teny iditra1 ampaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Loka kanety ataon' ny ankizy: izay mahafaty dia maka ny kanetin' ny resy: ampaka roa, ampaka telo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4[maka, to fetch.] Used in the following forms in speaking of certain games: ampaka roa, ampaka telo. [1.2]
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08