|
|
|
|

Teny iditra1 ampaingoina
Fototeny  2paingo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny olona asiana gadra ny tongany, na ny vorona asiana fatotra ny tongony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Aux pieds desquels on met des fers, des entraves. [1.3#476]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ampaingoina, 11 mapangoaiñy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12