|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampahefa-paribolana |
| Singan-teny | 2ampahefatra, 3faritra, 4volana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6zara azo raha zaraina efatra mitovy ny fari-bolana iray.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7quadrant, quart de cercle.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Matematika: rafitsary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|