|
|
|
|

Teny iditra1 ampahatsiahivina
Fototeny  2tsiahy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4à faire rappeler, qu'on fait rappeler. [1.3]
Ohatra  5 Mila ampahatsiahivina ve fa ny zo hiaro tena dia mitaky fampahafantarana ny olona voakasika izay antony hanomezan-tsiny azy. [4.27]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12