|
|
|
|

Teny iditra1 amoriana
Fototeny  2vory
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#860]
Ohatra  4 Hoy ny mpitana hazomanga: «Ny antony amoriana anareo fokonolona dia maty Ranona. [2.436#]
5 Koa zava-dehibe vitsivitsy no amoriana anareo havan' Andriana, ianareo Andriambaventy sy miaramila ary ny vahoaka tsy an-kanavaka ankehitriny, eto Andohalo. [2.528#130]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 amoirana, 11 amoriana, 12 anamaroy, 13 anamoray

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12