|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 amonto |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka] any ivelan'ny trano na tanàna
[1.78] 4 [Mahafaly] ivelany [1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 5 amonto |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Mahafaly] fivalanana
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 8 amonto |
| Sokajin-teny | 9 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 [Bara] antsaha
[1.78] |
| Fivaditsoratra | amonto, 11 manoto |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|