|
|
|
|

Teny iditra1 amongarana
Fototeny  2fongatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#184]
Ohatra  4 Raha fa madihana famonosan-damba fotsiny, dia fotoana vitsivitsy ihany no iandrasana - eo anelanelan' ny fotoana amongarana sy anitrihana, - nefa dia mitovy daholo ihany ny zavatra rehetra atao hatramin' ny fotoana faran' ny famadihana. [2.436#]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 amangorana, 10 amongarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12