|
|
|
|

Teny iditra1 amolavolana
Fototeny  2volavola
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#850]
Ohatra  4 Zava-misy sy mitranga eo amin' ny fiarahamonina no ventesina ao anatin' ny ompa sy ny ozona ka teny fampiasa ao amin' ny fiarahamonina ihany no amolavolana ireny teny ireny. [1.519#]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12