|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 amoahana |
| Fototeny | 2foaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 amoahana |
| Fototeny | 10voaka |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#843] |
| Ohatra |
12 Ny teny no amoahana ny hevitra ao an-dohan'ny tena, anehoana izany amin'ny hafa.
[2.606#]
13 Ankoatra izany, « rehefa mety ho mpiasam-panjakana manana fahefana, na sivily na miaramila, ka mirotsaka hofidiana, dia esorina amin' ny asany manomboka ny daty amoahana ny lisitra ofisialin' ny kandid. [4.27#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 18 amahoana, 19 amaohana, 20 amoahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|