|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amehezana |
| Fototeny | 2fehy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Ohatra |
4 raha maka kitay dia ilay vahivahy na tady amehezana ny kitay, iny no kofehy fanambarana ny kitay ho entana tokana azo entanina amim-pilaminana.
[2.245#]
5 Izao no azo amehezana izay voalaza rehetra izay : ny mpikambana ao amin' ny Antenimieran' ny Tetezamita dia tsy mizaka ny « zon' ny solombavambahoaka tsy ho voatohintohina. [4.27#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|