|
|
|
|

Teny iditra1 ambozizy
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Fanaovana ankeriny, an-ditra, izany hoe tsy am-piheverana fa manao izay hahavitan' ilay zavatra fotsiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4by force, brutally. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5par la force, avec insistance. [1.8]
Kamban-teny rehetra  6manao ambozizy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08