|
|
|
|

Teny iditra1 ambosina
Fototeny  2ambosy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4amporisihina, tarihina, taomina, angolena (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): nambosin-dRabe tsy hiasa ny mpiasa rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be deceived by flattery or cajolery, to be duped, to be wheedled.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Mpanahaka  10 abonina, 11 abosina
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 ambosina, 14 asombina, 15 manabosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02