|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amborodao |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Sary mievotra vita amin' ny kofehy apetaka amin' ny lamba.
4Galona, ravaky ny fitafian' ny manamboninahitra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5raised sewn borders or designs; gold brocade on uniforms; any raised ornamental sewing.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6dessins en relief faits à l'aiguille sur l'étoffe; passementerie, brocart.
[1.3] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: zaitra |
| Tsipelina hafa | 8borodao |
| Kamban-teny rehetra | 9akanjo amborodao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|