|
|
|
|

Teny iditra1 amborifotsy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny onja mifanena ka mifandona, na midona amin' ny vatolampy, ka mandroatra fotsy sy mamorivory. [1.1]

Fivaditsoratra  4 amborifotsy, 5 omby fotsy ra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12