|
|
|
|

Teny iditra1 amboribory
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 Misy zavatra tsy azo vinanina Marina anefa fa mety iankinan' ny toetry ny olona sy ny anjarany ny tonon' andro sy ny tonom-bolana sy ny tonon-taona nahaterahany: fa ny zava-tsy azon' ny mpanandro atao, dia ny milaza amboribory hoe izay teraka alahamady toa an-dRamboasalama sy Ralambo dia ho lasa mpanjaka, ary izay teraka alahasaty dia ho lasa mpamosavy. [2.296]
Haiendriteny 
4 Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10