|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambora |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo mafy sy mateza tsy mety lo ka nanaovan' ny Ntaolo vata fandevenana ny Andriana.
4Natao fanompoana mihitsy ny fakana ambora ka izay voatendry nefa manao alasafay dia nosazin' ny mpibaiko ka nampilanjainy hazo sendra teny (Monimiacées tambourissa). 5Azo ampiasaina ho fanaovana gararaka sy fanontsanam-bava koa ny hoditry ny ambora sy ny voany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the name of certain shrubs or trees; one species is used in houses built for the sovereign and a few of the noble families; used also for making coffins.
7Tambourissa parvifolia, Baker, and other species of Tambourissa.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8arbre dont le bois résiste au temps et à l'humidité; on en fait les cercueils des rois et des princes, la voûte et le plafond de leurs tombeaux.
9Tambourissa parvifolia, Baker. [1.3] 10Nom générique des tambourissa et arbres voisins de la famille des Monimiaceae ; les habitants des Mascareignes ont francisé ce nom malgache en "Tambour", "bois-tambour". 11Arbres à bois dur, odoriférant, fruits employés en teinture, couleur orange ; médicinaux ; décoction en gargarisme dans les angines difficiles à réduire (angine de Vincent) ; le même décocté est bu par les Malgaches et employé en lotion sur les lésions externes dans la syphilis secondaire.. 12En Imerina, ce nom s'appliquait d'abord à Tambourissa rota Baker, considéré comme sacré : son bois servait à faire les cerceuils des grands dignitaires du royaume. 13Nous avons relevé sa présence dans beaucoup de propriétés aménagées avant l'époque coloniale, notamment à Tsarasaotra, l'ancienne résidence d'été du Premier Ministre Rainilaiarivony (Boiteau 1255 in herb. 14Jard. 15Bot. 16Tananarive). 17On le donne aussi à Tambourissa trichophylla Baker, Tambourissa parvifolia Baker et Tambourissa purpurea (Tul.) A. 18DC.. [Merina] 19surtout Tambourissa trichophylla Baker et sa variété Tambourissa trichophylla var.thouvenotii (Danguy) Cavaco.. [Bezanozano] 20Tambourissa capuronii Cavaco, Tambourissa gracilis Perkins, Tambourissa religiosa (Tul.) A. 21DC., Tambourissa purpurea (Tul.) A. 22DC.. [Betsimisaraka] 23Tambourissa religiosa (Tul.) A. 24DC., Tambourissa purpurea (Tul.) A.DC. 25et aussi Hedycaryopsis madagascariensis Danguy (Monimiaceae).. [Tanala] 26Tambourissa amplifolia (Bojer ex Tul.) A. 27DC. 28(Monimiaceae). [Taifasy] 29Tambourissa castri-delphinii Cavaco. 30(Monimiaceae). [Tanosy] 31Tambourissa hildebrandtii Perkins. 32(Monimiaceae). [Betsileo] 33Tambourissa baronii Drake (Monimiaceae). [Sihanaka] 34Tambourissa elliptica (Tul.) A. 35DC., Tambourissa bathiei Cavaco, Tambourissa religiosa (Tul.) A. 36DC.. [Sakalava] 37Tambourissa nitida Danguy, Tambourissa capuronii Cavaco.. [Tankarana] [1.196] |
| Ohatra |
38 raha vita ny lafi-bato, apetraka ny ambora fisaka, tsy vata fa lafika
[2.48]
39 Raha harena ka hanao fidorobok' ambora: raha tokana no tinapaka, rato no efa maniry [2.245#73] 40 Ny voan' ny Voara sy ny Amontana sy ny Aviary sy ny Aviavimbazaha sy ny ambora dia sikonosy [1.357#] |
| Voambolana | 41 Haizavamaniry: hazo |
| Kamban-teny rehetra | 42Fikambanana 25 amin' io teny io |
| Ohabolana | 43 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 44 ambora |
| Sokajin-teny | 45 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
46(nom donné par corruption d'ambarasaha : Burasaia madagascariensis DC.
47et Burasaia gracilis Decne. 48(Menispermaceae).. [Betsimisaraka] [1.196#I.107] |
| Voambolana | 49 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 50 ambora, 51 arambo, 52 marabo, 53 mbaroa, 54 ramboa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|