|
|
|
|

Teny iditra1 am-bohoka
Singan-teny  2vohoka
Sokajin-teny  3 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4ao ankibo: Maty am-bohoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5in the womb. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6au sein de la mère. [1.8]
Ohatra  7 Teo amin' ny kristiana, ny olombelona rehetra dia mpanota avokoa na dia mbola hatrany ambohoka aza. [2.285#]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 am-bohoka, 10 haom-boka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02