|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amboaram-bary |
| Singan-teny | 2amboara, 3vary |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5gerbe de riz.
[1.3, 1.196] |
| Ohatra |
6 ary ny mpiandry ondry dia nomena amboaram-bary valo isan-taona (ny vidin' ny amboaram-bary anankiray dia sahabo ho ariary).
[1.38]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|