|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambivitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu.
[1.3] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Tsipelina hafa | 7ankambivitra |
| Teny iditra (2/2) | 8 ambivitra |
| Singan-teny | 9vivitra |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady.
12Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ. [1.1] |
| Tovy hevitra | 13avivitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|