|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambiroa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the ghost of the dead, the spirit of the living.
5[ar arruh.] See ombiroa.. [1.2] 6the "second soul"; a ghost. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7la "seconde âme"; fantôme.
[1.8] |
| Voambolana | 8 Finoana |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 ambirao, 12 ambiroa, 13 amboary, 14 aramboy, 15 aribamo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|