|
|
|
|

Teny iditra1  ambika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] karazam-pandrika ka raha vao miditra eo amin' ny vohan-tady ny biby na vorona dia misavoana any ambony any [1.78]

Fivaditsoratra  4 ambaky, ambika, 5 mibaka, mibakà

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04